Matio 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na ny mofo fito ho an’ny olona efatra arivo, nefa firy sobika no voangonareo?+ Marka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nihinana ny olona ka voky, ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika fito.+
8 Koa nihinana ny olona ka voky, ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika fito.+