Marka 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Raby ô, tsara ho antsika eto, koa avelao izahay hanangana tranolay telo, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+
5 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Raby ô, tsara ho antsika eto, koa avelao izahay hanangana tranolay telo, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+