Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny! Deoteronomia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo. Filipianina 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 mba tsy hanan-tsiny+ sy hadio ianareo, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka tsy marina sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, izay mpanazava eo amin’izao tontolo izao.+
5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny!
20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo.
15 mba tsy hanan-tsiny+ sy hadio ianareo, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka tsy marina sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, izay mpanazava eo amin’izao tontolo izao.+