Marka 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tsy azon’ireo anefa izany teny izany, ary natahotra ny hanontany azy izy ireo.+ Lioka 9:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Mbola tsy azon’ireo ihany anefa ny hevitr’izany teny izany, sady nafenina azy koa mba tsy ho takany. Natahotra ny hanontany azy momba izany anefa izy ireo.+
45 Mbola tsy azon’ireo ihany anefa ny hevitr’izany teny izany, sady nafenina azy koa mba tsy ho takany. Natahotra ny hanontany azy momba izany anefa izy ireo.+