Marka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nivoaka nankany aminy ny tany amin’ny faritr’i Jodia rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema, ka nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireny.+ Marka 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’izany andro izany dia tonga avy any Nazareta any Galilia i Jesosy ka nataon’i Jaona batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana.+
5 Koa nivoaka nankany aminy ny tany amin’ny faritr’i Jodia rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema, ka nataony batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana, ary niaiky ampahibemaso ny fahotany izy ireny.+
9 Tamin’izany andro izany dia tonga avy any Nazareta any Galilia i Jesosy ka nataon’i Jaona batisa tao amin’ny Reniranon’i Jordana.+