FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izao no lazaiko amin’ny tsy manambady+ sy ny vehivavy mpitondratena: Tsara raha mitoetra ho tahaka ahy izy ireo.+

  • 1 Korintianina 7:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Noho izany, izay tsy mitoetra ho virjiny fa manambady dia manao tsara,+ fa izay mitoetra ho virjiny kosa ka tsy manambady dia manao tsara kokoa.+

  • 1 Korintianina 7:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Sambatra kokoa anefa izy, araka ny hevitro, raha mitoetra amin’izao.+ Azoko antoka fa manana ny fanahin’Andriamanitra+ koa aho.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara