1 Korintianina 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa iriko ho tahaka ahy ny olona rehetra.+ Samy nahazo fanomezana+ avy amin’Andriamanitra anefa ny tsirairay, ka ny iray toy izao, ary ny iray kosa toy izao.
7 Fa iriko ho tahaka ahy ny olona rehetra.+ Samy nahazo fanomezana+ avy amin’Andriamanitra anefa ny tsirairay, ka ny iray toy izao, ary ny iray kosa toy izao.