Salamo 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza miantehitra amin’ny fanambakana,+Ary aza matoky ny fandrobana, fa zava-poana izany.+Na mitombo aza ny fanananareo, dia aza manankim-po amin’izany.+ Marka 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanjombona ralehilahy tamin’izany teny izany ka lasa tamin’alahelo izy, satria maro ny fananany.+ Lioka 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nalahelo mafy izy nony nandre izany, satria nanan-karena be.+
10 Aza miantehitra amin’ny fanambakana,+Ary aza matoky ny fandrobana, fa zava-poana izany.+Na mitombo aza ny fanananareo, dia aza manankim-po amin’izany.+