Matio 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia toy izany no hahatonga ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.”+ Marka 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maro anefa ny voalohany no ho farany, ary ny farany ho voalohany.”+ Lioka 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary misy ny farany ho voalohany, ary misy ny voalohany ho farany.”+