Matio 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mbola nandroso ihany izy ka nahita mpirahalahy hafa koa,+ dia i Jakoba zanak’i Zebedio,+ sy Jaona rahalahiny. Nanamboatra ny simba tamin’ny haratony tao an-tsambokely niaraka tamin’i Zebedio rainy izy mirahalahy. Ary nantsoin’i Jesosy izy ireo, Matio 27:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Anisan’ireny i Maria Magdalena, ary koa i Maria renin’i Jakoba sy Josesy, ary ny renin’ny zanak’i Zebedio.+
21 Mbola nandroso ihany izy ka nahita mpirahalahy hafa koa,+ dia i Jakoba zanak’i Zebedio,+ sy Jaona rahalahiny. Nanamboatra ny simba tamin’ny haratony tao an-tsambokely niaraka tamin’i Zebedio rainy izy mirahalahy. Ary nantsoin’i Jesosy izy ireo,
56 Anisan’ireny i Maria Magdalena, ary koa i Maria renin’i Jakoba sy Josesy, ary ny renin’ny zanak’i Zebedio.+