Marka 10:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary tezitra tamin’i Jakoba sy Jaona izy folo lahy nony nandre izany.+ Lioka 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nifanditra mafy koa izy ireo momba ny hoe iza no noheverina ho lehibe indrindra teo aminy.+