Marka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Koa nipetraka izy ka nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ary nilazany hoe: “Raha misy te ho voalohany, dia tsy maintsy ho farany amin’ny rehetra sy hanompo ny rehetra izy.”+ Marka 10:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 ary na iza na iza te ho voalohany aminareo dia tsy maintsy manompo ny rehetra.+
35 Koa nipetraka izy ka nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ary nilazany hoe: “Raha misy te ho voalohany, dia tsy maintsy ho farany amin’ny rehetra sy hanompo ny rehetra izy.”+