Marka 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary tonga tao Jerosalema izy ireo. Koa niditra tao amin’ny tempoly izy, dia nanomboka nandroaka an’izay nivarotra sy nividy tao ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+ Lioka 19:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia niditra tao amin’ny tempoly izy, ary nanomboka nandroaka an’izay nivarotra tao,+ Jaona 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nanamboatra karavasy tady izy, ka noroahiny hiala tao amin’ny tempoly izay rehetra niaraka tamin’ny ondry sy omby, ary nararany ny vola madiniky ny mpanakalo vola sady nazerany ny latabany.+
15 Ary tonga tao Jerosalema izy ireo. Koa niditra tao amin’ny tempoly izy, dia nanomboka nandroaka an’izay nivarotra sy nividy tao ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+
15 Koa nanamboatra karavasy tady izy, ka noroahiny hiala tao amin’ny tempoly izay rehetra niaraka tamin’ny ondry sy omby, ary nararany ny vola madiniky ny mpanakalo vola sady nazerany ny latabany.+