Marka 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nahita aviavy feno raviny teny lavidavitra izy, ka nankeo mba hijery sao mba mahita voany. Tsy nahita afa-tsy raviny fotsiny anefa izy nony tonga teo, satria tsy fotoanan’ny aviavy tamin’izay.+ Lioka 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanohy ny teniny izy, ka nilaza izao fanoharana izao: “Nisy lehilahy nanana aviavy izay nambolena tao an-tanimboalobony.+ Dia tonga hitady voa taminy izy,+ saingy tsy nahita mihitsy.+
13 Ary nahita aviavy feno raviny teny lavidavitra izy, ka nankeo mba hijery sao mba mahita voany. Tsy nahita afa-tsy raviny fotsiny anefa izy nony tonga teo, satria tsy fotoanan’ny aviavy tamin’izay.+
6 Dia nanohy ny teniny izy, ka nilaza izao fanoharana izao: “Nisy lehilahy nanana aviavy izay nambolena tao an-tanimboalobony.+ Dia tonga hitady voa taminy izy,+ saingy tsy nahita mihitsy.+