Matio 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy aiza no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa? Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona?”+ Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza amintsika izy hoe: ‘Koa nahoana ianareo no tsy nino azy?’+ Lioka 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.
25 Avy aiza no nahazoan’i Jaona fahefana hanao batisa? Avy any an-danitra sa avy amin’ny olona?”+ Ary nifampiresaka ireo hoe: “Raha hoy isika hoe: ‘Avy any an-danitra’, dia hilaza amintsika izy hoe: ‘Koa nahoana ianareo no tsy nino azy?’+
30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.