FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nanomboka nilaza fanoharana tamin’ireo koa izy hoe: “Nisy lehilahy iray nanao tanimboaloboka,+ ka namefy azy manodidina sy nihady lavaka famiazam-boaloboka ary nanangana tilikambo.+ Nampanofainy tamin’ny mpamboly izy io,+ ary lasa nankany an-tany hafa izy.+

  • Lioka 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nilaza izao fanoharana izao tamin’ny olona izy: “Nisy lehilahy iray nanao tanimboaloboka.+ Dia nampanofainy tamin’ny mpamboly izy io, ary nankany an-tany hafa izy ary naharitra ela be tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara