Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Lioka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 araka izay voasoratra ao amin’ny boky misy ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.+ Jaona 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’, araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
4 araka izay voasoratra ao amin’ny boky misy ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.+
23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’, araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+