Matio 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy izy tamin-dralehilahy: “Atsory ny tananao.” Dia natsotrany ny tanany, ka sitrana ary tonga tahaka ilay ilany.+ Lioka 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nojereny ny olona rehetra nanodidina azy teo, ary hoy izy tamin-dralehilahy: “Atsory ny tananao.” Dia nataony izany ka sitrana ny tanany.+
13 Ary hoy izy tamin-dralehilahy: “Atsory ny tananao.” Dia natsotrany ny tanany, ka sitrana ary tonga tahaka ilay ilany.+
10 Nojereny ny olona rehetra nanodidina azy teo, ary hoy izy tamin-dralehilahy: “Atsory ny tananao.” Dia nataony izany ka sitrana ny tanany.+