Matio 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny Fariseo kosa nivoaka ka nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana azy.+ Lioka 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena tezitra mafy anefa ireo, ka niara-nikaon-doha ny amin’izay hanaovany an’i Jesosy.+ Jaona 11:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Nanomboka tamin’izay andro izay àry, dia nikaon-doha hamono an’i Jesosy ireo.+