Marka 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy izy tamin’ireo: “Andao hitokana any amin’ny toerana mangina,+ dia mialà sasatra kely.”+ Fa maro ny olona nivezivezy ka tsy nanam-potoana hihinanan-kanina akory izy ireo.+
31 Dia hoy izy tamin’ireo: “Andao hitokana any amin’ny toerana mangina,+ dia mialà sasatra kely.”+ Fa maro ny olona nivezivezy ka tsy nanam-potoana hihinanan-kanina akory izy ireo.+