Hebreo 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mifoka ny ranonorana milatsaka matetika eo aminy, ohatra, ny tany ka mamokatra zavamaniry tsara ho an’ny mpamboly.+ Amin’izay ny tany dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra.
7 Mifoka ny ranonorana milatsaka matetika eo aminy, ohatra, ny tany ka mamokatra zavamaniry tsara ho an’ny mpamboly.+ Amin’izay ny tany dia mahazo fitahiana avy amin’Andriamanitra.