Matio 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa misy mandre ny teny momba ilay fanjakana nefa tsy mahazo ny heviny, dia tonga ilay ratsy+ ka manala izay nafafy tao am-pony. Izany ilay nafafy teny amoron-dalana. 1 Petera 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 fa ny tenin’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay.”+ Izany ilay “teny”+ nambara+ ho vaovao tsara taminareo.
19 Rehefa misy mandre ny teny momba ilay fanjakana nefa tsy mahazo ny heviny, dia tonga ilay ratsy+ ka manala izay nafafy tao am-pony. Izany ilay nafafy teny amoron-dalana.
25 fa ny tenin’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay.”+ Izany ilay “teny”+ nambara+ ho vaovao tsara taminareo.