Hebreo 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noho izany, dia ilaintsika hotandremana mafimafy kokoa noho ny hatramin’izay ny zavatra efa rentsika,+ mba tsy ho voatarika hiala mihitsy isika.+
2 Noho izany, dia ilaintsika hotandremana mafimafy kokoa noho ny hatramin’izay ny zavatra efa rentsika,+ mba tsy ho voatarika hiala mihitsy isika.+