Ohabolana 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+ Matio 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.+ Apokalypsy 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia havelako hihinana amin’ny hazon’aina,+ izay ao amin’ny paradisan’Andriamanitra.’
5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+
7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia havelako hihinana amin’ny hazon’aina,+ izay ao amin’ny paradisan’Andriamanitra.’