Matio 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanjary nisamboaravoara be ny ranomasina, ka saron’ny onja tsikelikely ilay sambokely. Natory anefa i Jesosy.+ Lioka 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 kanefa azon-tory izy raha mbola teny ambony sambokely. Ary nisy tafio-drivotra nahery nidina teo amin’ilay farihy, ka nihafeno rano ilay sambokely, ary nananontanona ny loza.+
24 Ary nanjary nisamboaravoara be ny ranomasina, ka saron’ny onja tsikelikely ilay sambokely. Natory anefa i Jesosy.+
23 kanefa azon-tory izy raha mbola teny ambony sambokely. Ary nisy tafio-drivotra nahery nidina teo amin’ilay farihy, ka nihafeno rano ilay sambokely, ary nananontanona ny loza.+