FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nanatona àry izy ireo ka namoha+ azy, sady niteny hoe: “Tompo ô, vonjeo fa ho faty isika!”

  • Lioka 8:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nankeo amin’i Jesosy ny mpianany tamin’ny farany ary namoha azy, ka nanao hoe: “Mpampianatra ô, Mpampianatra ô! Ho faty isika!”+ Dia niarina izy, ka niteny mafy+ ny rivotra sy ny rano nisamboaravoara ka nitsahatra ireo, ary nanjary tony ny andro.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara