Lioka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa niakatra an-tanety anefa i Jesosy, dia nisy lehilahy anankiray avy ao an-tanàna nifanena taminy. Nisy demonia izy io ary efa ela no tsy niakanjo sady nitoetra teny am-pasana+ fa tsy tao an-trano.
27 Rehefa niakatra an-tanety anefa i Jesosy, dia nisy lehilahy anankiray avy ao an-tanàna nifanena taminy. Nisy demonia izy io ary efa ela no tsy niakanjo sady nitoetra teny am-pasana+ fa tsy tao an-trano.