1 Mpanjaka 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,+ ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ianao mba hampahatsiahy ny fahotako+ sy hamono ny zanako.” Jakoba 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mino ve ianao fa misy Andriamanitra tokana?+ Tena tsara izany. Ny demonia koa anefa mba mino ka mangovitra.+
18 Dia hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,+ ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ianao mba hampahatsiahy ny fahotako+ sy hamono ny zanako.”
19 Mino ve ianao fa misy Andriamanitra tokana?+ Tena tsara izany. Ny demonia koa anefa mba mino ka mangovitra.+