FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary indreo fa nivoaka hitsena an’i Jesosy avokoa ny iray tanàna. Ary nony nahita an’i Jesosy izy ireo, dia niangavy azy mafy mba hiala tao amin’ilay faritra nisy azy ireo.+

  • Lioka 8:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia nangataka an’i Jesosy mba hiala teo ny olona rehetra avy any amin’ny manodidina ny tanin’ny Gerasianina, satria raiki-tahotra loatra izy ireo.+ Koa lasa niakatra tao an-tsambokely izy ka niala teo.

  • Asan’ny Apostoly 16:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia tonga tokoa àry izy ireo ka niangavy azy roa lahy, ary rehefa namoaka azy dia nangataka azy mba hiala tao amin’ilay tanàna.

  • 1 Korintianina 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ny olona araka ny nofo dia tsy manaiky izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana aminy izany. Ary tsy afaka ny hahafantatra izany izy,+ satria mila ny fanahin’Andriamanitra ny fandinihana an’izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara