Marka 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany+ sy eo amin’ny havany ary ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+
4 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany+ sy eo amin’ny havany ary ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+