Matio 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 dia niteny hoe: “Mandehana ianareo mivoaka, fa tsy maty razazavavy fa matory.”+ Dia nihomehezan’ireo izy.+ Lioka 8:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Rehefa tonga teo amin’ilay trano i Jesosy, dia tsy nisy navelany hiditra afa-tsy i Petera sy Jaona sy Jakoba ary ny ray aman-drenin’ilay zazavavy.+ Lioka 8:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Dia nihomehezan’ireo izy, satria fantatr’izy ireo fa maty razazavavy.+
24 dia niteny hoe: “Mandehana ianareo mivoaka, fa tsy maty razazavavy fa matory.”+ Dia nihomehezan’ireo izy.+
51 Rehefa tonga teo amin’ilay trano i Jesosy, dia tsy nisy navelany hiditra afa-tsy i Petera sy Jaona sy Jakoba ary ny ray aman-drenin’ilay zazavavy.+