44 sady nilazany hoe: “Tandremo sao milazalaza amin’olona! Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ ary noho ny nanadiovana anao, dia atolory ny zavatra nandidian’i Mosesy,+ mba ho porofo amin’izy ireo fa sitrana ianao.”+
36 Ary nodidian’i Jesosy ny olona tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,+ kanefa arakaraka ny nandidiany azy ireo no vao mainka nampielezan’ireo izany.+