Matio 13:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao? Lioka 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tonga tany Nazareta,+ tanàna nahabe azy izy, ary niditra tao amin’ny synagoga toy ny fanaony rehefa sabata,+ ka nitsangana hamaky teny.
54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao?
16 Tonga tany Nazareta,+ tanàna nahabe azy izy, ary niditra tao amin’ny synagoga toy ny fanaony rehefa sabata,+ ka nitsangana hamaky teny.