54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao?
42 ka hoy ireo:+ “Tsy i Jesosy zanak’i Josefa+ ve io e? Fantatsika ny ray aman-dreniny, koa nahoana izy izao no milaza hoe: ‘Nidina avy any an-danitra aho’?”
15 Dia gaga ny Jiosy, ka nanao hoe: “Ahoana koa no mba ananan’io fahaizana+ sy fahalalana hoatr’izany, nefa tsy nianatra tany amin’ny sekolintsika izy?”+