Matio 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na aiza na aiza misy tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’izany trano na tanàna izany ianareo.+ Lioka 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa izay tanàna idiranareo nefa tsy mandray+ anareo, dia mankanesa eny amin’ny lalambeny, ka milazà hoe: Asan’ny Apostoly 13:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Fa nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony kosa izy roa lahy mba hanamelohana azy ireo,+ dia lasa nankany Ikonioma.
14 Na aiza na aiza misy tsy mandray anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo rehefa miala ao amin’izany trano na tanàna izany ianareo.+
10 Fa izay tanàna idiranareo nefa tsy mandray+ anareo, dia mankanesa eny amin’ny lalambeny, ka milazà hoe:
51 Fa nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony kosa izy roa lahy mba hanamelohana azy ireo,+ dia lasa nankany Ikonioma.