Matio 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+ Lioka 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia nidina tany Kapernaomy,+ tanàna any Galilia izy, ary nampianatra ny olona tamin’ny sabata,
13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+