FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vadin’ny rahalahinao,+ fa fitanjahan’ny rahalahinao ihany izany.

  • Levitikosy 20:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia zava-maharikoriko izany.+ Ny fitanjahan’ny rahalahiny ihany no naharihariny. Ho faty tsy miteraka izy roa.

  • Matio 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 satria i Jaona nilaza taminy hoe: “Tsy azonao atao ny maka an-dravehivavy.”+

  • Hebreo 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara