Matio 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Rehefa vitan’i Jesosy izany teny izany, dia nitolagaga+ ny vahoaka noho ny fomba fampianany.