Salamo 37:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ny ratsy fanahy mitsikilo ny olo-marina,+Ka mitady fomba hamonoana azy.+ Matio 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Te hamono azy i Heroda saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nihevitra an’i Jaona ho mpaminany ireo.+
5 Te hamono azy i Heroda saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nihevitra an’i Jaona ho mpaminany ireo.+