Matio 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’izay natera-behivavy,+ dia mbola tsy nisy lehibe noho i Jaona Mpanao Batisa. Izay kely indrindra ao amin’ny fanjakan’ny+ lanitra anefa dia lehibe noho izy.
11 Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’izay natera-behivavy,+ dia mbola tsy nisy lehibe noho i Jaona Mpanao Batisa. Izay kely indrindra ao amin’ny fanjakan’ny+ lanitra anefa dia lehibe noho izy.