1 Mpanjaka 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+ Isaia 53:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nirenireny toy ny ondry izahay rehetra,+ ka samy nivily nanaraka ny lalanay avy. Ary nampitondrain’i Jehovah azy ny fahadisoanay rehetra.+ Ezekiela 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niparitaka tsikelikely izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Koa lanin’ny bibidia izy ireo ary vao mainka niparitaka.+ Matio 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo.
17 Dia hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka+ eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry,+ ny Israelita rehetra. Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo. Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+
6 Nirenireny toy ny ondry izahay rehetra,+ ka samy nivily nanaraka ny lalanay avy. Ary nampitondrain’i Jehovah azy ny fahadisoanay rehetra.+
5 Dia niparitaka tsikelikely izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Koa lanin’ny bibidia izy ireo ary vao mainka niparitaka.+
36 Nangoraka+ izy nony nahita ny vahoaka, satria nampahorina sady naparitaka toy ny ondry tsy misy mpiandry+ ireo.