Matio 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa lasa lavitra be ilay sambokely ary natopatopan’ny onja mafy+ satria notoherin’ny rivotra. Jaona 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nidina ho any an-dranomasina ny mpianany rehefa hariva ny andro,+