FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan’ny kaopy+ sy ny vilia, nefa ny ao anatiny feno zavatra norobaina+ sy feno fanaranam-po.

  • Lioka 11:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Ianareo Fariseo manadio ny ivelan’ny kaopy sy ny vilia, nefa ny ao anatinareo+ feno fandrobana sy faharatsiana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara