Lioka 11:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa izay ao am-ponareo no omeo ho fiantrana ny mahantra,+ dia hadio daholo ny zava-drehetra momba anareo. Asan’ny Apostoly 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy indray ilay feo taminy fanindroany: “Aza ataonao intsony hoe maloto+ izay efa nodiovin’Andriamanitra.”
41 Fa izay ao am-ponareo no omeo ho fiantrana ny mahantra,+ dia hadio daholo ny zava-drehetra momba anareo.
15 Dia hoy indray ilay feo taminy fanindroany: “Aza ataonao intsony hoe maloto+ izay efa nodiovin’Andriamanitra.”