Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Genesisy 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nandre hanitra mampitony+ i Jehovah, ka hoy i Jehovah anakampo:+ “Tsy hanozona ny tany+ intsony aho noho ny amin’ny olona, satria zava-dratsy foana no irin’ny fony,+ efa hatramin’ny fahazazany.+ Koa tsy horinganiko intsony tahaka izay efa nataoko ny zavamananaina rehetra.+ Salamo 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+ Jeremia 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy?
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
21 Ary nandre hanitra mampitony+ i Jehovah, ka hoy i Jehovah anakampo:+ “Tsy hanozona ny tany+ intsony aho noho ny amin’ny olona, satria zava-dratsy foana no irin’ny fony,+ efa hatramin’ny fahazazany.+ Koa tsy horinganiko intsony tahaka izay efa nataoko ny zavamananaina rehetra.+
14 Ny adala miteny anakampo hoe:“Tsy misy izany Jehovah izany.”+Manao ratsy izy ireo,+ ary manao zava-maharikoriko.Tsy misy manao ny tsara.+