Matio 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izany no mandoto ny olona, fa ny mihinana amin’ny tanana tsy misasa tsy mandoto ny olona.”+ Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+