Marka 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nentin’izy ireo teo aminy ilay zazalahy. Nony nahita an’i Jesosy anefa ilay fanahy, dia nataony nifanintontsintona avy hatrany ilay zaza, ka nianjera tamin’ny tany, dia nikodiadia sady namoaka roatram-bava.+ Marka 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nivoaka ilay fanahy rehefa avy niantsoantso sy nifanintontsintona be ilay zaza,+ izay tonga toy ny maty. Ary hoy ny ankamaroan’ny olona: “Maty izy!”
20 Koa nentin’izy ireo teo aminy ilay zazalahy. Nony nahita an’i Jesosy anefa ilay fanahy, dia nataony nifanintontsintona avy hatrany ilay zaza, ka nianjera tamin’ny tany, dia nikodiadia sady namoaka roatram-bava.+
26 Nivoaka ilay fanahy rehefa avy niantsoantso sy nifanintontsintona be ilay zaza,+ izay tonga toy ny maty. Ary hoy ny ankamaroan’ny olona: “Maty izy!”