FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Aza omena ny alika ny zava-masina,+ ary aza atsipy eo anoloan’ny kisoa ny perla any aminareo sao hohitsakitsahiny,+ dia hifotitra aminareo izy ka hamiravira anareo.

  • Matio 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nirahin’i Jesosy izy roa ambin’ny folo lahy, ka nodidiany hoe:+ “Aza mandeha any amin’ny lalan’ny hafa firenena, ary aza miditra ao amin’ny tanànan’ny Samaritanina,+

  • Matio 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hoy ny navaliny: “Tsy mety raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an’ny alikakely.”

  • Romanina 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia ny Israelita.+ Izy ireo no natsangana ho zanaka,+ sy nomena voninahitra,+ nanaovana ny fifanekena,+ ary nomena ny Lalàna+ sy ny fanompoana masina+ ary ny fampanantenana.+

  • Efesianina 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tadidio fa tsy nanana an’i Kristy+ ianareo tamin’izany fotoana izany, ary tafasaraka+ tamin’ny firenen’Israely ka vahiny raha ny amin’ireo fifanekena momba ny fampanantenana,+ ary tsy nanana fanantenana+ sady tsy nanana an’Andriamanitra ianareo, teo amin’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara