Lioka 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Gaga avokoa ny rehetra ka nifampiresaka hoe: “Teny manao ahoana loatra izany lazainy izany? Fa na ny fanahy maloto aza baikoiny amin’ny fahefana sy ny hery ka mivoaka.”+
36 Gaga avokoa ny rehetra ka nifampiresaka hoe: “Teny manao ahoana loatra izany lazainy izany? Fa na ny fanahy maloto aza baikoiny amin’ny fahefana sy ny hery ka mivoaka.”+