FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nalahelo mafy i Jesosy tao am-pony tao sady ory dia ory,+ rehefa nahita an’i Maria sy ireo Jiosy niaraka taminy nigogogogo nitomany.

  • Jaona 11:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nalahelo mafy indray i Jesosy tao am-pony tao, ary nankeo amin’ny fasana+ izy, avy eo. Lava-bato ilay izy, ary nisy vato+ niankina taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara